Entry | 1 afangaro |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 fangaro |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.62] atambatra sy haroina tsy hitokantokana fa ho iray ihany |
Examples |
9 [1.1] afangaro amin' ny fasika ny simenitra 10 [1.1] Mitsinkafona ny diloilo raha afangaro amin' ny rano 11 [1.1] Aza afangaro amin' ny lamba hafa ity akanjo mena ity fa miofo 12 [2.313#] Aza afangaro ny henika sy enina: ny enina dia enti-milaza fa samy mahazo ny anjarany ny tsirairay; |
Anagrams | 13 afangaro, afarango, angarofa, farangoa |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |