|
|
|
|

Entry (1/2)1  afara
Root  2  fara
Part of speech  3  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  4  aoriana [1.78, 1.1]
5  manaraka [Bara, Tandroy] [1.78]
6  ho avy: Afara ao ty zoke-o fa mboe mandiñe vola / Toboha afara ao avao rehe [Tandroy] [1.78]
Explanations in French  7  [1.5]
Examples  8  Ianao mandehana avy ao afara [1.1]
9  Nandre feo avy ao afarany ilay olona ka nitodika. [2.4]
10  fa alaovy be ny maso miherika ny aloha miherika ny afara [2.48]
11  fa injao henoko feom-panitso voadona sy voakapokapoka, ary feon' omby maromaro mimà ao afarako ao. [2.4]
Morphology 
12  Simple :
All compound words  13  5 combinations of this word
Synonyms  14  añafara

Entry (2/2)15  afara
Part of speech  16  preposition [Full list]
Explanations in Malagasy  17  rehefa avy eo [Taimoro] [1.78]
Synonyms  18  afarana

Anagrams  19 afara, 20 arafa

Updated on 2025/10/08