|
|
|
|

Entry1  afelika
Part of speech  2  passive verb
Root  3  felika
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Atao miolaka, misafelika: Nafeliny tany an-damosina ny tanany nitana rotsakazo ka nanatona tsy nanana ahiahy Ikoto
Explanations in English  9  [1.2] to be made to turn round upon some one or something.
Synonyms  10  asafelika

Anagrams  11  afelika, alafike, felakay

Updated on 2025/07/29