|
|
|
|

Entry1  ahataka
Part of speech  2  passive verb
Root  3  hataka
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Atao mifanalavitra tsy ampifanakekezina: Tokony hahataka kely ny tongotr' itỳ latabatra itỳ
Sarahina, atokana: Nahoana no nahatakareo atỳ izahay?
Explanations in English  9  [1.2] used of the things that are to be made separate.
10  [1.7] to be separated from something
Explanations in French  11  [1.8] qu'on sépare, qu'on éloigne, qu'on écarte
Examples  12  [1.437#] fa veraveraina hoatra ny vakitrasana, ary ahataka hoatra ny adin' i ondralahy.

Updated on 2025/07/29