|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ahidresy |
| Singan-teny | 2 ahitra, 3 resy |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Zavamaniry fanao ody kohaka (Lobelia laubii)
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 (de ahitra = herbe, et resy = racine de mandresy = vaincre, l'emporter sur) Lobelia hartlaubii Buchenau (Campanulaceae).
7 Antitussif réputé, administré dans l'asthme et de la coqueluche. [Betsileo] [1.196] |
| Voambolana | 8 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|