|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ahimoka
Singan-teny  2 ahitra, 3 moka
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 ahitra maniry eny anaty rano, fanaon' ny olona kofehy na tady [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 A species of grass frequented by mosquitoes [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 plante aquatique dont on fait des liens [1.3]
8 (de moka = moustique ; les eaux au bord desquels pousse cette herbe sont censées être particulièrement favorables à la pullulation des moustiques). Eragrostis poaeoides P. Beauv. Homonyme tardif = Eragrostis minor Host (Poaceae). [Merina] [1.196]
Voambolana  9  Haizavamaniry: ahitra
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (2/2)12  ahimoka
Fototeny  13 himoka
Sokajin-teny  14  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  15 akombona (enti-milaza ny vava izay akombona, hidiana tsy hamoaka feo) [1.1]
Haiendriteny 
16  Ny ankehitriny :
17  Ny lasa :
18  Ny hoavy :
19  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  ahimoka, 20 komahay, 21 mihaoka, 22 mihoaka, 23 mikaoha, 24 miohaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09