|
|
|
|

Teny iditra1  ahofahofa
Fototeny  2 hofahofa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Ohatra  4  Toa nitsiky taminy avokoa na ny masoandro na ny lanitra, na ny voaniho ahofahofan' ny rivotra eny amin' ny araben' i Farafangana [2.499#17]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29