|
|
|
|

Teny iditra1  hofahofa
Fototeny  2 hofa
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4 [duplicatif fréquentatif] [1.3#259]
Ohatra  5  Nihetsika mora ny fiaran-dalamby, nandeha ny hofahofa tanana. [2.356#168]
6  Lehilahy ranjanana sy tsara bika, miakanjo lasoa misy voahangy sy akorandriaka madinika, miantsoroka hofahofa lasoa sy rojo volafotsy tsara tarehy misy trondro volafotsy mikiraviravy. [2.113#20]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :

Fivaditsoratra  8 fahofaho, 9 fohafoha, hofahofa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19