Entry | 1 ahotsaka |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 hotsaka |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Alona, atsoboka, aroboka ao anaty rano |
Explanations in French |
9 [1.3] à tremper dans, à imbiber dans |
Examples |
10 [2.470] Mihabe vava ny hady an-tanàna ka izay tsy ahotsaky ny oram-pahavaratra, tsy hain' ny fandrotrarana tanana sy hafenina intsony. |
Anagrams | 11 ahatsako, ahotsaka, akatsaho, hatosaka, hatsakao, sahotaka |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |