|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  aika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Toetran' ny zavatra tsara tery, mifanety tsara
4 Fiantsoana olona maro ho vory; antso: Nanao aika avo ny mpiadidy ho ren' ny vahoaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a compact assembly, congress, or army, gathering together for the war.
6 compact, close [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 l'état de ce qui est serré, compact; appel, convocation [1.3#9]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tsipelina hafa  27 eka

Teny iditra (2/3)28  aika
Sokajin-teny  29  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  30 eny [Tambahoaka, Bezanozano] [1.78]

Teny iditra (3/3)31  aika
Sokajin-teny  32  anarana
Fanazavàna teny malagasy  33 Anaran-javamaniry fanao loko (Indigofera tinctoria) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  34 a species of indigo plant largely used in dyeing. Indigofera sp. [1.2]
35 indigo [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  36 indigo [1.8]
37 Nom générique des Indigotiers et autres Légumineuses employées en teinturerie, notamment : Indigofera tinctoria L., Indigofera anil L., Indigofera erecta Eckl. & Zeyh. , et Indigofera suffruticosa Mill. ainsi que Crotalaria striata A. Braun (Fabaceae). [Merina]
38 (dial. ?) Sida rhombifolia L. (Malvaceae) ; graines croquées pour consolider les gencives (Decary). [1.196]
Ohatra  39  Miroborobo faniry itony aika
ary lava teraka ihany ity rojo
[2.131]
Voambolana  40  Haizavamaniry
Kamban-teny rehetra  41  Fikambanana 3 amin' io teny io
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  aika, 48 akay

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09