|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 akatatra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 fakofako na akotry mifangaro amin'ny fotsim-bary
[Tanala]
[1.78] 4 vary akotry, izany hoe vary mbola ao anaty hodiny [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 unhusked rice. See akotry
[1.2] |
| Voambolana | 6 Haizavamaniry 7 Toe-karena: fambolena |
| Tsipelina hafa | 8 akata |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | akatatra, 10 atakatra, 11 tarataka, 12 tataraka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|