|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 akatamaimbo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Zavamaniry mampandositra ny bibikely toy ny parasy, hao, sns... (Croton maroravina)
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 (de akata, et maimbo = puant, qui sent mauvais).
5 : Croton moraharivensis Leandri (Euphorbiaceae) [Tandroy] [1.196] |
| Voambolana | 6 Haizavamaniry: ahitra |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|