|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 akoa |
| Fototeny | 2 koa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Azera (ka mietry na miletsy, na mihetsaka eo an-toerana eo no fianjerany): Nakoan' ny ranonorana ny tambohonay
5 Adaboka: Nakoan-dRakoto ny tranony fa kely loatra, hono [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be demolished
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 qu'on démolit
[1.3#342, 1.8] 8 A faire ébouler ou détacher: 9 Nakoan' ny ranonorana ny ampiantany (La pluie a fait ébouler la muraille) ~ 10 Hakoako ity trano ity, fa kely loatra (Je vais démolir cette maison, parce qu’elle est trop petite) [1.3#342] 11 qu'on fait tomber [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 16 akoa izany |
| Teny iditra (2/5) | 17 akoa |
| Sokajin-teny | 18 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
19 karazana, foko
[Taisaka]
[1.78] |
| Teny iditra (3/5) | 20 akoa |
| Sokajin-teny | 21 mpampitohy [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
22 toa
[Taimoro, Taisaka]
[1.78] 23 toy, tahaka [Taisaka] [1.78] |
| Tovy hevitra | 24 akoniñy |
| Teny iditra (4/5) | 25 akoa |
| Sokajin-teny | 26 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
27 sahala
[Taisaka]
[1.78] |
| Teny iditra (5/5) | 28 akoa |
| Sokajin-teny | 29 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
30 rano
[Taisaka]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 31 akao, akoa, 32 aoka, 33 oaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|