|
|
|
|

Entry1  akoho
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
All compound words  4  76 words containing akoho
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Karazam-borona mpitsindroka, somary boribory vatana bontolontolo vava somary mamokotra, fohifohy elatra ka tsy afa-manidina lavitra, fiompin' ny olombelona hatramin' ny ela be noho ny henany sy ny atodiny, (akohovavy, akoholahy, vontotr' akoho, akohokely)
Ny teny ilazana ny feon' akoho dia ireto avy: mikoraika (ny akohovavy), mikakàka (ny akohovavy hanatody), mikoràka (ny akohovavy avy nanatody na nisy nanaitra), maneno (ny akoholahy), mikohokoho (ny akoholahy miantso ny akohovavy na ny akohovavy miantso ny zanany
Explanations in English  6  [1.2] the domestic fowl. [Sw. k'aka (?).]
7  [1.7] a chicken
Explanations in French  8  [1.54] poule
9  [1.8] poulet
10  [1.405] [Sakalava-Mayotte] [akôho] coq, poule
Examples  11  [2.293] "Angady no entiko andeha hatakaloko akoho.
12  [2.472] Fa ny akohonay no novonoina ho an' I Manana.
13  [2.131] sao hendratrendratry ny akanga tsara soratra lahy
ka tsy nahatsiaro ny akoho niandry ao an-trano

Vocabulary  14  Zoology: birds
Proverbs  15  Proverbs containing the word akoho

Anagrams  16  akoho, haoko, hokoa

Updated on 2025/08/10