|
|
|
|

Entry1  akohofotsy
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  akoho, fotsy
All compound words 
Explanations in Malagasy  6  [1.78] [Taifasy] angamaty (aretina)
7  [1.78] [Taimoro] farasisa
8  [1.78] [Tambahoaka] aretindratsy
9  [1.78] [Betsimisaraka] aretina mpahazo ny lehilahy na vehivavy (angatra)
10  [1.78] [Tanala] aretina amin'ny mahavehivavy na amin'ny filahiana - angatra (aretina)
11  [1.13] karazan'aretina mifindra avy amin'ny firaisan'ny lahy sy ny vavy
Explanations in French  12  [1.78, 1.13] blennorragie
Vocabulary  13  Health
Analogs  14  ambaniana, angatra, famehy, farasisa, fiandry, fifia, vania

Anagrams  15  akohofotsy, akotso fohy, hofotsiako, itsofohako

Updated on 2025/08/10