|
|
|
|

Teny iditra1  farasisa
Singan-teny  2 fara, 3 sisa
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Aretina toa mifamindra amin' ny ra mahatonga ho feriferena na ho sarotim-pery [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 [sisa, that which is left.] The tertiary state of syphilitic diseases. [1.2]
7 syphilis [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 syphilis [1.54, 1.8]
Ohatra  9  Manonofy eo amin' ny farafara maloto na misaritaka : farasisa na angatra. [1.381#]
10  Ilaina amin'ny fitsaboana farasisa mahery vaika ihany koa izy ireo (jereo p. [2.424#]
Voambolana  11  Fahasalamana
Mpanahaka  12  akohofotsy, 13  ambaniana, 14  angatra, 15  famehy, 16  fiandry, 17  fifia, 18  vania
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02