|
|
|
|

Entry1  akoralava
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  akora, lava
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Antsoantson' olona maro tsy misy fijanonany
Explanations in English  5  [1.2] [lava, long.] A prolonged or continuous shout.
6  [1.7] prolonged or continuous shouting;
Explanations in French  7  [1.8] acclamations sans fin
Examples  8  [2.587] akoralava moa izany isaky ny mahita anankiray!
9  [2.508#183] Nony nahita izany ny Anglisy dia velona ny akoralava.
10  [2.643#103] akoralava saiky tsy nisy farany no nandraisan' ny olona azy.
Other spellings  11  akoralava
Proverbs  12  Proverbs containing the word akoralava

Updated on 2025/07/29