|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 akoran-draha |
| Singan-teny | 2 akora, 3 raha |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 akora ahodina ho tonga zava-hita
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 matières premières
[1.13] |
| Voambolana | 7 Toe-karena: (amin' ny ankapobeny) |
| Tovy hevitra | 8 akoram-bokatra, akoran-javatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|