|
|
|
|

Teny iditra1  akoran-javatra
Singan-teny  2 akora, 3 zavatra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 Anarana omena ireo harena sy vokatry ny tany, toy ny metaly tsy voaempo, ny landihazo..., tsy mbola voahodina ho zavatra azo ampiasaina [1.1]
6 akora ahodina ho tonga zava-hita [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 matières premières [1.13]
Voambolana  8  Toe-karena: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  9 akoram-bokatra, akoran-draha

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12