|
|
|
|

Entry1  alaovalo
Part of speech  2  adverb [Full list]
All compound words 
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Lalandava lalandava, tsy manam-piafarana, fanao manaraka ny teny hoe "mandrakizay doria antaranoana" mba hahamafy kokoa ny heviny: Mandrakizay doria alaovalo, mandrakizay doria antaranoana alao valo
5  [2.285] elabe, tsy manam-pahataperana
6  [1.221#]
Explanations in English  7  [1.2] [Ar. al-ava'lu, the first, the beginning.] For ever and ever. Used with mandrakizay.
Examples  8  [1.221#] Fa dieny mbola tsy manao am-pihi-mamba ny alaovalo mandrakizay.
9  [2.59#] Koa tsy asehoko amy ny tany mandrakizay mandrakizay alaovalo hoy izy.

Updated on 2025/08/10