|
|
|
|

Entry1  Alatsara
Part of speech  2  name (toponym) [Full list]
Examples  3  [2.508] Tamin'ny voalohany dia lasan'Andrianonibe I i Alatsara.
4  [2.508] Nanafika tany Midongy andrefana sy tany Alatsara avaratr'Ambohimahasoa izy.
5  [2.508] Nanafika nianatsimo koa izy ka nahazo an'i Vohitsafy, izay novany anarana hoe Alatsara.
6  [2.508] Kanjo taty aoriana dia resin' Andriambelonandro indray izy ka lasan'i Vohibato ihany Alatsara, mbamin'i Avomalaza, Ambohitravo andrefana, Angavo, Fihaika ary Alasora ary efa niomana haka an'Anosa koa indray.
Elementary words  7  ala, tsara

Updated on 2024/12/10