Entry | 1 alefitra |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 lefitra |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Aforitra, atao milefitra: Alefitry ny rivotra ny volotara fa tsy tapaka |
Explanations in French |
10 [1.3] à plier, à faire courber; qu'on plie, qu'on courbe: Tsy azoko alefitra ny lohaliko (Je ne puis pas plier le genoux) ~ Alefitry ny rivotra ny volotara, nefa tsy tapaka (Le vent fait courber le roseau, mais ne le casse pas) |
Examples |
11 [2.131] Ravina apetraka apetraho ravina alefitra alefero |
Anagrams | 12 alefitra, fielatra |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |