Entry | 1 alentika |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 lentika |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Asitrika ao anaty rano: Alenteho ao anaty rano ireo hoditra ireo Ampidirina (ao andoha) ho raikitra tsara: Alenteho ao an-dohanao izany |
Explanations in English |
9 [1.7] to be sunk, to be submerged |
Explanations in French |
10 [1.8] qu'on submerge, qu'on enfonce, qu'on plonge dans |
Examples |
11 [2.285#] Asa tany amin' ny angady ka tsy alentika lalina ny angady 12 [2.643#] Raha voly ririnina izy, atao fohy tapaka, dia alentika ho difotra anaty tany |
Anagrams | 13 alentika, niletaka |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |