|
|
|
|

Teny iditra1  ambany saokan' ny hendry
Singan-teny  2 ambany, 3 saoka, 4 hendry
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 enti-milaza olona manaraka fianarana na miara-miaina amin' ny hendry, ka tonga hendry koa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 (lit. under his chin), under the authority or protection of [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 (lit. sous le menton), sous l'autorité ou la protection de; être disciple de [1.8]
Tovy hevitra  9 ambany saoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11