|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ambarao |
| Sokajin-teny | 2 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana ambara [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
3 Qu'on révèle, manifeste, dit, signifie:
4 Nambarany ny anaran’ ilay nangalatra (Il a révélé le nom de celui qui a volé) ~ 5 Izao no ambarako aminao (Voici ce que j'ai à vous dire) [1.3#26] |
| Ohatra |
6 ambarao ny sitrakao, ka ny kanto mba idiro.
[2.1022#]
7 Koa raha mba misy fantatrareo, ambarao aminay. [2.324#] |
| Teny iditra (2/2) | 8 ambarao |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 Andian-drahona fotsy mitsangana erỳ avaratra andrefana mitondra rivotra
[Sakalava]
[1.1] |
| Voambolana | 11 Haitoetrandro |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Fivaditsoratra | 33 ambaora, ambarao, 34 amboara, Amboara |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|