|
|
|
|

Teny iditra1  tafio-drivotra
Singan-teny  2 tafiotra, 3 rivotra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 karazan-drivodoza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a high wind, a hurricane [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 grand vent, cyclone [1.8]
Ohatra  8  Maizina dia maizina ny alina tamin'izay, fa nifofofofo ny tafiodrivotra [2.324#]
Voambolana  9  Haitoetrandro
Renianarana 
Anarana iray reny 
Lahatsoratra  31 Randzavola: tafio-drivotra ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09