|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 rambondanitra |
| Singan-teny | 2 rambo, 3 lanitra |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Rivotra mifofofofo indray mandeha, dia toa mitsangana ary mihodinkodina an-toerana no sady mifindra toerana, ka izay voafaoka ao anatiny (vovoka, ravinkazo, poti-javatra madinika...) dia entiny misangodina miaraka aminy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[rambin-danitra]
6 A water-spout
[1.2] [rambin-danitra] 7 a waterspout, the funnel of a tornado [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[rambin-danitra]
8 trombe
[1.8] |
| Voambolana | 9 Haitoetrandro |
| Mpanahaka | 10 anina, 11 anindambo, 12 anintafara, 13 alapoie, 14 ambarao, 15 ampalo, 16 ampela, 17 animbaratra, 18 fandohotse, 19 radraty, 20 raorao, 21 rea, 22 sikilaonina, 23 sobe, 24 tadio, 25 tafiodrivotra, 26 tafiotra, 27 tsitoly, 28 varatraza, 29 variona |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Ohabolana | 51 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|