|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fandroaka
Fototeny  2 roaka
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mandroaka, manosika hivoaka
5 Azo roahina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Ce qu’on peut pousser en avant, celui qu’on peut exiler, manière de chasser [1.3#539]
Ohatra  7  Ary raha hoy hianao anakampo hoe: Firenena maro noho izaho ireo, ka hataoko ahoana no fandroaka azy? [2.996#]
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)9  fandroaka
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 Alika, amboa [1.1]
12 alika [Sihanaka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  13 [Mod. s. from mandroaka (roaka).] A dog. See alika, amboa [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  14 chien (kivahy). § amboa [Tankarana] [1.19]
15 chien [1.54, 1.13]
16 chien [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Voambolana  17  Haibiby: mampinono
Kamban-teny rehetra  18 fandroan-dolo

Fivaditsoratra  19 fandaroka, 20 fandraoka, fandroaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09