|
|
|
|

Entry1  ambongadiny
Part of speech  2  adverb [Full list]
Root  3  vongady, -ny
All compound words 
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Amin' ny antontany na anentany be, mivaingana be na maro be, fa tsy tsikelikely na tsirairay
Explanations in English  8  [1.7] at wholesale buying and selling
Explanations in French  9  [1.3] vente en gros
10  [1.8, 1.13] en gros
Examples  11  [2.529#140] Ohatrinona ny vidin' ny Malagasy atao ambongadiny?
12  [2.470#103] Navelan-dRavokatra tamin' ny namany ny varotra ambongadiny fanaony;
13  [2.436#] ny varotra ambongadiny dia fivarotana zavatra betsaka indray mandeha, fa ny varotra antsinjarany kosa dia fivarotana zavatra tsipotehina madinidinika.
Vocabulary  14  Economy: trade
Antonyms  15  antsinjarany
Analogs  16  vongadiny

Anagrams  17  ambongadiny, angadinomby

Updated on 2025/08/10