Entry | 1 amboradara |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fomban-jaitra izay anasiana loadoaka kely madinika ny lamba mba hatao haingony [1.1] |
Explanations in English |
4 embroidery [1.7] |
Explanations in French |
5 broderie [1.8] |
Examples |
6 Ondana fotsy nisy zaitra amboradara no niondanan' ny lohany miramirana.
[2.499#]
|
Article | 7 Randzavola: amboradara ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |