|
|
|
|

Entry1  ambosina
Part of speech  2  passive verb
Root  3  ambosy
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] amporisihina, tarihina, taomina, angolena (na amin' ny tsara na amin' ny ratsy): nambosin-dRabe tsy hiasa ny mpiasa rehetra
Explanations in English  9  [1.2] to be deceived by flattery or cajolery, to be duped, to be wheedled.
Analogs  10  abonina, abosina
Proverbs  11  Proverbs containing the word ambosina

Anagrams  12  ambosian, ambosina, asambony, asombina, manabosy, nambosia, sambonay, simbanao

Updated on 2025/01/21