Entry | 1 ampy mihira |
Elementary words | 2 ampy, 3 mihira |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 fiteny amin' ny kabary am-panambadiana ka enti-milaza ny zaza hateraky ny mpivady vao voalohany izay fandrihan' ny renin-drazazavavy mialoha fa hotezainy [1.1] |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |