| Entry (1/2) | 1 anakandriana |
| Part of speech | 2 noun |
| Elementary words | 3 anaka, andriana |
| All compound words |
|
| Explanations in Malagasy |
5 [1.78] [Betsileo]
antidahy 6 [1.78] [Betsimisaraka] zanak' andriana |
| Explanations in English |
7 [1.2] [Provincial]
Petty princes among the various tribes |
| Proverbs | 8 Proverbs containing the word anakandriana |
| Entry (2/2) | 9 Anakandriana |
| Part of speech | 10 name (anthroponym) [Full list] |
| Elementary words | 11 anaka, andriana |
| Explanations in Malagasy |
12 [1.1#72] 13 [Anakandriana] zavatra tsy hita maso ninoan' ny Ntaolo ho nonina tany anaty lava-bato, ary mpanelanelana eamin' Andriamanitra sy ny olombelona; ny anakandriana no voalaza ho nanindry mandry na nanoro hevitra ny mpimasy 14 [1.1#814] 15 [Ranakandriana] zavatra tsy hita vatana, ninoan' ny Ntaolo ho "mpamoaka ny fitahian' Andriamanitra, aloalon' ny tany sy ny lanitra", ka nanaovan' ny olona hataka sy vavaka ary hasim-bola, ka nanome, hono, raha hitany fa mahatsara ny olona mangataka ny zavatra angatahiny |
| Explanations in English |
16 [1.2] Supposed supernatural beings imployed as agents between God and man. See anakandriana |
| Explanations in French |
17 [1.3#506] 18 [Ranakandriana] êtres surnaturels, censés habiter surtout dans les cavernes ; agents intermédiaires entre Dieu et les hommes, ils inspiraient tous les mpimasy (devins) 19 [1.196] [Malzac confond ici mpimasy et mpisikidy] |
| Examples |
20 [2.588] Izany no atao hoe «Anakandriana|Ranakandriana na Anakandriana|Ranakandriana. 21 [2.48] tsindry ny ranakandriana, ary ny olona mpaminany mahalala koa: 22 [2.508#] Izy no nampiditra ny fitondram-panjakana misy anakandriana sy Anakandriambe. |
| Vocabulary |
23 Beliefs |
| Other spellings | 24 ranakandriana |
| Anagrams | 25 Anakandriana, anakandriana |
| Updated on 2025/08/10 |
|