|
|
|
|

Entry1  anampy
Part of speech  2  passive verb
Root  3  ampy
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Enti-milaza izay atao fanampiny amin' ny zavatra iray: Intỳ misy vola kely hanampy ny vatsinao
Explanations in English  9  [1.2] Used of something added to something else
Explanations in French  10  [1.3] qu'on ajoute
Examples  11  [2.69#] Ny mifosa azy amy ny lafy efatra anampy azy avy.
12  [2.245#] moa mbola misy azonao anampy momba ny Tsodrano aloha?

Anagrams  13  ampany, ampian, ampina, ampi~na, ampiña, anampy, manapy, mpania, nampia, painam, pamany, pinama

Updated on 2025/08/10