Entry | 1 andevozina |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 andevo |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Atao mpanompo, entina amin' izay itondrana azy, ampanaovina izay tiana |
Explanations in English |
9 [1.2, 1.7] to be enslaved 10 [1.2] to be reduced to slavery. |
Explanations in French |
11 [1.8] qu'on traite en esclave |
Examples |
12 [2.313#] ireo mpihevitra fa andevozina ny sainy raha tahiny ka mino izy. 13 [2.366#] Ary ireo babo sy sambobelona ireo tsy azo andevozina na vonoina. |
Synonyms | 14 andevoina |
Anagrams | 15 anandevozy, andevozina, iandevozan, niandevoza |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |