Entry (1/2) | 1 andriambavy |
Elementary words | 2 andriana, 3 vavy |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 Teny fanajana fanao eo alohan' ny anaran' ny andriana vehivavy na iantsoana azy raha miresaka aminy: Ny andriambavy Rabodoseheno. Aoka re, ny andriambavy, fa dia ianao indray ve no hisahirana hankany aminay [1.1] |
Explanations in English |
6 [vavy, feminine.] The female nobility, a princess. [1.2] |
Entry (2/2) | 7 andriambavy |
Elementary words | 8 andriana, 9 vavy |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in Malagasy |
11 Anaran-karatra filalaovana misy sarina mpanjakavavy [1.1] |
Explanations in English |
12 A queen in cards [3.1] |
Explanations in French |
13 dame; jeu de cartes [1.13.fr#17] |
Vocabulary | 14 Game |
Analogs | 15 ampamaky, andriandahy |
Illustrations |
|
Anagrams | 16 andriambavy, 17 indraim-bava |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |