|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 andriandahy |
| Singan-teny | 2 andriana, 3 lahy |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Teny fanajana fanao ao alohan' ny anaran' andriana lehilahy na iantsoana na ilazana azy raha miresaka aminy: Ny andriandahy koa be vazivazy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 A nobleman, a prince.
[1.2] |
| Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 8 andriandahy |
| Singan-teny | 9 andriana, 10 lahy |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 Anaran-karatra filalaovana misy sarina mpanjakalahy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
13 A king in cards
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 Un roi dans un jeu de cartes
[3.1] |
| Voambolana | 15 Kilalao |
| Mpanahaka | 16 ampamaky, 17 andriambavy |
| Sary |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|