Entry | 1 andrianjahonoany |
Part of speech | 2 noun |
Elementary words | 3 andriana, izaho |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Karazana masoivoho na olona itokisana tanteraka misolo tena ny mpitondra fanjakana any an-tany hafa ka ametrahany andraikitra lehibe, ary izay vitany dia ohatra ny tenany ihany no nanao azy |
Explanations in English |
5 [1.2] [izaho, I, no ho any, will be there.] An agent. |
Analogs | 6 masoivoho |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |