|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 andro iray toa zato |
| Singan-teny | 2 andro, 3 iray, 4 toa, 5 zato |
| Sokajin-teny | 6 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 andro misy fifaliana be noho ny zava-nitranga taminy na noho ny hafaliana entiny
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 one day like a hundred
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 un jour qui en vaut cent, jour de fête
[1.3] 10 un jour sans pareil [1.8] |
| Ohatra |
11 Amin' ny kabary am-panambadiana, ohatra, andro iray toa zato ka samy manampatra
[2.285#104]
12 andro iray toa zato izao ihaonana izao, ary fotoana fidinihana sy fifametrapetrahana [2.346##27] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|