|
|
|
|

Teny iditra1  androndolo
Singan-teny  2 andro, 3 lolo
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 andro mitsilopilopy tsy mazava tsara, na ilay maraina menamena iny ny vodilanitra, na ilay sady misy andro mipoaka no avy ny orana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Au moment des esprits, le matin au lever du soleil lorsque l'horizon est rouge [2.415#6543]
Voambolana  7  Fotoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12