Entry (1/2) | 1 ange |
Part of speech | 2 particule [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 kian-teny entina manaitra kokoa ny sain' ny olona antsoina na itenenana mba hihainoany tsara izay holazaina aminy: Etsy ange! Avia ange! Nahoana ange hianao no tsy mba nandeha! Jereo ange! Ahoana ange izany teninao? [1.10#A.253] 4 Kian-teny kely enti-manintona ny sain' olona iresahana ka mitaona azy amim-piangentsanana kely hanao zavatra na hanatona: Jereo ange itỳ sariko ~ Avia ange hilazako zavatra e! Raha aorian' ny mpamaritra matoanteny manontany ny ange dia manamafy kely ny fanontaniana amim-pomba somary miangentsana: Nahoana ange no tsy valianao ny fanontaniako? [1.1] |
Explanations in English |
5 used to soften commands: Jereo ange (Look) [1.7] |
Explanations in French |
6 qui sert à adoucir les commandes: Jereo ange (Regardez un peu!) [1.8] |
Examples |
7 Ahoana ange izany?
[2.285#]
8 Andramo kely ange! [2.528#] 9 Jereo ange, hoy izy. [2.499#] 10 Manahoana ange leiroa? [2.1022#] |
All compound words | 11 2 combinations of this word |
Other spellings | 12 angea, angeha |
Entry (2/2) | 13 ange
![]() |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in Malagasy |
15 anjely: L'ange gardien (Ny anjely mpiambina) olona madio fo, olona lavorary [1.4] 16 anjely olona tsara fanahy dia tsara fanahy. [1.9] |
Vocabulary | 17 Beliefs |
Analogs | 18 etre aux anges |
Anagrams | 19 ange, 20 enga, 21 gena, 22 Nagè |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |