| Entry (1/2) | 1 anilany |
| Part of speech | 2 adverb [Full list] |
| Root | 3 ila |
| Explanations in Malagasy |
4 [1.1] akaiky: eo anilan' ny tranonay |
| Explanations in French |
5 [1.3, 1.5] à côté, d'un côté |
| Other spellings | 6 ankilany |
| Entry (2/2) | 7 anilany |
| Part of speech | 8 preposition [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Ny anankiray amin' ny zavatra na olona roa tonta (mifamaly amin' ny andaniny: Ny anilany manaiky, ny andaniny anefa mandà |
| Explanations in English |
10 [1.2] same as mifanila |
| Anagrams | 11 alinina, anilany, ialinan, laninay, nailany, nalainy, nialany, nialina, nilaina, nilanay |
| Updated on 2025/07/29 |
|