|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 anim-balala |
| Sokajin-teny | 2 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 rivotra avy andrefana (mazàna mpitondra valala)
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a breeze from the north. (Prov.)
[1.2] |
| Voambolana | 5 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
| Mpanahaka | 6 anindambo, 7 anintafara, 8 alapoie, 9 ambarao, 10 ampalo, 11 ampela, 12 anina, 13 fandohotse, 14 radraty, 15 rambondanitra, 16 raorao, 17 rea, 18 sikilaonina, 19 sobe, 20 tadio, 21 tafiodrivotra, 22 tafiotra, 23 tsitoly, 24 varatraza, 25 variona |
| Fivaditsoratra | anim-balala, 26 mbay lalana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|