Entry (1/4) | 1 anio |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza ny fotoana tsy mbola nodiavina amin' ny andro itenenana: Hitsangantsangana any antsaha izahay anio (Ny enti-milaza ny fotoana efa nodiavina kosa dia androany: Nitsangantsangana tany an-tsaha izahay androany) [1.1] |
Explanations in English |
4 the part of the day to come. To-day. [1.2] 5 today (future tense) [1.7] |
Explanations in French |
6 aujourd'hui (partie du jour non écoulée) [Taisaka]
[1.82] 7 aujourd'hui (temps futur) [1.8] |
All compound words | 8 7 combinations of this word |
Analogs | 9 androany |
Proverbs | 10 Proverbs containing that word |
Entry (2/4) | 11 anio |
Root | 12 any |
Part of speech | 13 imperative of passive verb anina [Full list] |
Entry (3/4) | 14 anio |
Part of speech | 15 imperative of passive verb any [Full list] |
Explanations in Malagasy |
16 ataovy [Taisaka]
[1.78] |
Explanations in French |
17 [1.82] |
Entry (4/4) | 18 an' io |
Elementary words | 19 any, 20 io |
Part of speech | 21 locution |
Examples |
22 Mba te-handresy an' io ve hianao, anaka?
[2.499]
23 Sambasamba mba nisy an' io fanagiazana io [4.27] |
Anagrams | 24 an' io, anio, 25 anoy, 26 iano, iaño, 27 inao, iñao, 28 Iona, iôna |
Updated on 2025/10/12 |
![]() |