|
|
|
|

Entry1  ankatoavina
Part of speech  2  passive verb
Root  3  toa
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Ekena, ankasitrahana, sitraka: Ankatoavinao ve ny hevitra naposako?
9  [1.13] ekena
Explanations in French  10  [1.3#704] Qu’on observe, qu’on accomplit, qu on agrée, qu’on approuve: Nankatoavin' ny fanjakana ny didy nataon’ io governora io (Le gouvernement a approuvé les ordres donnés par ce gouverneur)
11  [1.13] approuvé
Examples  12  [1.369#] Manana ny zony ankatoavina tanteraka ny mpirotsaka an-tsitrapo, azony atao ny mitaky azy.
13  [2.606#] Ekena ary ankatoavina ny didy avoakan'ny olobe, fa andosirana araka izay azo atao ny Fanjakana.

Anagrams  14  anakanivato, ankatoavany, ankatoavina, natakovanay

Updated on 2025/07/29