Entry | 1 ankibe |
Elementary words | 2 anky, 3 be |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 Ny rantsana lehibe indrindra amin' ny tanana na ny tongotra [1.1] |
Explanations in French |
6 le pouce [1.3] |
Examples |
7 Na nilefaka aza anefa izy, nasainy nanao taratasy misy filazalazana momba ahy ihany aho, sady nosoniavina io no nasiana lavotondro amin' ny ankibe anankiroa.
[2.4#]
8 Ny anky Ny felatanana sy ny rantsana no entina mananky, manomboka amin' ny ankibe ka miafara amin' ny ankikely, ary ny fampiasana ny anky dia ny satroka, ny hatevenan-javatra. [2.436#] |
Vocabulary | 9 Biology |
Other spellings | 10 ankihibe |
Synonyms | 11 ankihibentanana |
Holonym |
|
Co-meronyms |
|
Proverbs | 19 Proverbs containing that word |
Anagrams | 20 ankibe, 21 kabine |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |