|
|
|
|

Teny iditra1  ankila
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 akaiky [Tambahoaka] [1.78]
4 anila [Betsimisaraka] [1.78]
5 anila, akaiky [Sihanaka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  6 (an-kila) a word often used for anilany. Compare hila [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 à côté de [1.78]
Tovy hevitra  8 ankilany
Kamban-teny rehetra  9 ny telo an-kila

Fivaditsoratra  10 ankaly, ankila, 11 kalina, 12 lañaky

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09