|
|
|
|

Entry1  ankoatra
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3  Enti-milaza toerana any ambadika: Any ankoatra ny tendrombohitra / Efa lasa any ankoatra any ilay fiaramanidina [1.1]
Explanations in English  4  beyond; over and above [1.7]
Explanations in French  5  au-delĂ  de [1.3, 1.8]
Examples  6  Ka angaha ny tena mba nanana akanjo hafa ankoatry ny fanamiana tily! [2.356]
7  Ary na tsy mihaona eto aza, mihaona any ankoatra. [2.499]
Morphology 
8  Simple :
All compound words  9  5 combinations of this word

Anagrams  10 akotrana, 11 ankoatra, 12 antoraka, 13 karatona, 14 karotana

Updated on 2025/10/08