Entry | 1 antenimieram-pirenena |
Elementary words | 2 teny, 3 miera, 4 firenena |
Part of speech | 5 locution |
Explanations in Malagasy |
6 anarana iantsoana ny fivorian' ny Solombavam-bahoaka, izany hoe ireo olona nofidin' ny vahoaka tamin' ny latsabato ho solontenany amin' ny famolavolana sy fanaovana lalàna [1.1] |
Explanations in French |
7 assemblée nationale [1.5] |
Vocabulary | 8 Politique |
Literary works |
9 Fivoriamben' ny Antenimierampirenena 2017 |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |