|
|
|
|

Entry1  antenimieram-pirenena
Elementary words  2  teny, 3  miera, 4  firenena
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6  anarana iantsoana ny fivorian' ny Solombavam-bahoaka, izany hoe ireo olona nofidin' ny vahoaka tamin' ny latsabato ho solontenany amin' ny famolavolana sy fanaovana lalàna [1.1]
Explanations in French  7  assemblée nationale [1.5]
Vocabulary  8  Politique
Literary works  9  Fivoriamben' ny Antenimierampirenena 2017

Updated on 2025/10/11